Harena an-kibon’ny tany : mitaky antontanisa ny FMI

Nangata-baovao mikasika ny harena an-kibon’ny tany ny FMI. Mbola mihantona kosa ny famolavolana ny lalàna vaovao mifehy azy raha efa vita ny mikasika ny solika. Nihaona tamin’ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny vokatra ara-tsolika, Zafilahy Ying Vah, ny...

Harena an-kibon’ny tany : manana anjara amin’ny “toekarena manga”

Nanomboka omaly, natao teto Antananarivo nandritra ny telo andro, ny atrikasa momba ny vina iraisana aty Afrika, mikasika ny harena an-kibon’ny tany. Tanjona ny hitondran’ity sehatra ity fampandrosoana eto Madagasikara sy aty Afrika, amin’ny alalan’ny antsoina hoe “toekarena manga”....

Kaompania OMV avy any Autriche

Mety afaka roa taona, hiditra amin’ny fitrandrahana solika Noraisin'’ny minisitry ny Harena an-kibon'’ny tany, Zafilahy Ying Vah, ny herinandro lasa teo, ny delegasiona avy amin’'ny kaompania OMV, mpitrandraka solika sy gazy avy any Autriche. Efa hatramin'’ny taona 2014 io OMV...

Hiaraka hivory ireo ao amin’ny Comesa

Noraisin'’ny minisitry ny Harena an-kibon’'ny sy ny solika, Zafilahy Ying Vah, omaly, ny sekretera jeneralin'’ny Comesa (Common Market for Eastern and Southern Africa), Sindiso Ndema Ngwenya. Fantatra tamin'’izany fihaonana izany fa hisy fivoriana iraisan'’ny minisitera misahana ny harena an-kibon'’ny...

Mampifandray sy manamora ny asa rehetra ny MBC

Tafajoro ny foiben’'ny fandraharahana momba ny harena an-kibon'’ny tany. Notokanan'’ny filoha Rajaonarimampianina Hery, ny faran'’ny herinandro lasa teo, izany toerana izany, MBC (Mining Business Center), eny Mamory Ivato. Hita ao avokoa izay asa misy fifandraisana rehetra momba ny harena...

Mizara traikefa matihanina i Aostralia

Nihaona, omaly teny Ampandrianomby, ny masoivoho vaovaon'i Aostralia, Ramatoa Jennifer Dee sy ny minisitrin'ny Harena an-kibon'ny tany, Zafilahy Ying Vah. Manana traikefa lehibe momba ny fitrandrahana harena an-kibon'ny tany i Aostralia sady efa manana orinasa eto an-toerana, toy ny...

Ambohipihaonan’ny mpandraharaha rehetra ny MBC

Vita ny Mining Business Center (MBC), ivontoerana iray naorin’ny Bureau de cadastre minier de Madagascar (BCMM) ho an’ny mpandraharaha rehetra mihary avy amin’ny harena an-kibon’ny tany.  Natao indrindra io BCM io ho fampiroboroboana hatrany io fihariana iray io,  manomboka...
video

EMISSION VANGOVANGO MPMP – 02082017

Émission télévisée présentée par Carl ANDRIAMPARANY

Orinasa sinoa any Fandriana- Madagascar Minning Ressource(Sarl)

Efa tamin’ny 2008 ny fahazoan-dalana Nitondra fanazavana ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny solika momba ilay orinasa sinoa Madagascar Mining Ressource (Sarl), any amin’ny kaominina Tsarazaza, Tatamalaza sy Fandriana. Fahazoan-dalana fikarohana volamena fa tsy fitrandrahana efa azo ny volana...

Fanofanana ao amin’ny IGM — Ankatoavina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena

Taratra, 3 aogositra 2017 Fanofanana ao amin’ny IGM Ankatoavina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena   Nandalo teto Madagasikara, ny 10 - 20 jolay teo, ny vondrona manampahaizana momba ny vatosoa avy any Taïwan, notarihin’i Wu Chao Ming. Nanomana izany fitsidihana izany ny IGM (Institut...