13 C
Antananarivo,madagascar
lundi, mai 21, 2018
Accueil Mines

Mines

Secteur extractif, secteur pourvoyeur de ressources

Le Ministère auprès de la Présidence chargé des Mines et du Pétrole a rapporté, lors d’un point de presse qui s’est tenu le 29 Novembre 2017 dans ses locaux, les réalisations de ce département depuis les 3 derniers semestres....

Fifaninanana lapidairerie 2017

Araka ny efa napanantenaina, dia naranty tany amin'i Gem-A any Londres ireo vato telo naharesy tamin'ny fifaninanana lapidairerie 2017 sy ilay vato iray "coup de coeur du jury"(nanaitra ny jury), ny faha 4 sy faha 5 ny volana novambra...

Vatsim-pianarana Australia awards : hampiana i Afrika sy i Madagasikara

Nozaraina, ny faran’ny herinandro teo teto an-dRenivohitra, ny fanamarinana fahavitana fiofanana momba ny harena ny an-kibon’ny tany nomen’ny oniversiten’i Queensland any Aostralia. Nanaraka izany fiofanana izany ny mpiofana 28 avy amin’ny firenena afrikanina 11  ka Malagasy ny dimy amin’ireo....

Fampiasam-bola : manamafy ny toerany ao Ambatovy ny Sherritt, Kanada

Noraisin’ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany, Zafilahy Ying Vah, teny amin’ny toeram-piasany, omaly, ny ambasadaoron’i Kanada eto Madagasikara, Rtoa Sandra Mc Cadell, miasa any Afrika Atsimo. Nanamafy io masoivohon’i Kanada io fa manohy ny asany hatrany ao Ambatovy ny...

Nijery ny vahaolana i Alemaina sy i Madagascar

Nitsidika ny ministry ny Harena an-kibon’ny tany, Zafilahy Ying Vah, ny Alatsinainy 02 oktobra 2017 tolakandro, teny Ampandrianomby, ny delegasiona alema notarihin’i Gunter Nooke, i Christiane Kraus, ary ny masoivoho eto amintsika, i Harald Gehrig. Nanatevina izany delegasiona izany...

AMBATOVY

Le nouveau vice-président reçu par le MPMP Le vice-président de la compagnie minière Ambatovy, Louis Roland Gosselin va quitter la Grande île. Avant son départ, il a été reçu par le ministre auprès de la Présidence en charge des Mines...

EITI – Madagascar publiera les rapports de réconciliation 2015 et 2016...

Madagascar confirme son engagement à appliquer les normes EITI (Initiative pour la Transparence dans les Industries Extractives). Il s’agit notamment d’une norme internationale sur...

HOT NEWS