Araka ny efa napanantenaina, dia naranty tany amin’i Gem-A any Londres ireo vato telo naharesy tamin’ny fifaninanana lapidairerie 2017 sy ilay vato iray « coup de coeur du jury »(nanaitra ny jury), ny faha 4 sy faha 5 ny volana novambra teo. Miarahaba hatrany an’ireo naharesy ary misaotra an’ireo nandray anjara! Amin’ny herintaona toy izao indray o!